|
|
|
|

Teny iditra1 manahy elatra
Singan-teny  2manahy, 3elatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny vorona mamelatra ny elany eo am-pitoerana mova tsy ny manahy azy.
6mitanina andro na mitapy andro; ilazana koa ny tsy manan-katao fa malaina sy kamo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7used in speaking of birds or locusts drying their wings.. [1.2]
Voambolana  8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12